Irai anglisy mpahay siansa, mpanoratra sy mpilalao horonantsary fanadihadiana Alice Roberts (teraka amin'ny Bristol tamin'ny taona 1973). Miasa tahaka mpampianatra amin'ny University of Birmingham, sady filoha amin'izao fotoana izao tamin'ny British Humanist Association.

Alice Roberts mikabary amin'ny University of Bath amin'ny taona 2018

Nanao horonantsary fanadihadiana momba maro lohahevitra, ohatra biby lany tamingana, evolisiona tamin'ny olombelona, tantara anglisy sy lomano eny ivelany.