Volkano

(tonga teto avy amin'ny Afotroa)

Ny volkano na volokano na afotroa dia fahavakisan' ny sosona ambony amin' ny planeta iray, toy ny Tany, izay mamela ny vainga sy ny ranoka mafana, ny lavenona ary ny etona hivoaka avy amin' ny toerana misy azy any ambany.

Volkano

Jereo koa hanova