Rapapango dia mpanjaka bara. Andriankeoheo no rainy ary i Rakobaha no rahalahiny. Rabararatavokoky, zanaka lahitokan' i Ravatoverere, no rain' Andriankeoheo. Nandefitra tsy hanjaka handimby an' Andriankeoheo rainy Rakobaha na dia zokiny aza ka navelany Rapapango zandriny handimby ny rainy tao Inongy fa izy kosa niankandrefana nankany Isalo. Niteraka lahitokana Rapapango, dia Andriamena izay niteraka telo, dia Adriamandàna, na Andriamanetaka, Rebiby ary Andriamanely. Maty tamin' ny ady nifanaovan' ny Bara sy ny Tanala i Rebiby.

Jereo koa hanova

Mpanjaka bara: Andriamanafotsarivo - Andriamanely - Imasoandro - Impoinimery - Isambo - Rabararatavokoky - Rainibahy - Rakanjobe - Rakitroka Ratsileondrafy - Ramieba - Ramitongoa - Rapapango - Ratsimamotoa - Ratsimivily - Ravatoverere - Rehandry - Retsila - Tonanahary - Tsimanompo