Imasoandro dia mpanjaka bara tao Ivohibe, zanak' i Ratsimamotoa mpajaka tao amin' io tanàna io ihany.

Rehefa matin' alahelo Ratsimamotoa, noho ny nahalasan-ko babo ny vadiny, renin' Imasoandro, tamin’ ny ady nataony tamin' ny Merina, dia nandimby azy Imasoandro. I Tsimanompo no mpajaka nandimby azy.

Jereo koa hanova

Mpanjaka bara: