FAHAZAZANY : hanova

Ranaivoson Lantonirina Patrick no tena anarany feno. Ralantôpix kosa indray no solon'anarany ao anatin'ny asasoratra. Teraka ny 31 jolay 1973 tao Antsiranana izy. Nitady vola sy namboly coco tany ireo nahitany masoandro.Tao no nandaniany ny fahazazany. Mirahalahy izy ireo no iray tampo. Izy no lahimatoa. Dimy taona no elanelan-taonan'izy mirahalahy. Ny sekoly Sainte Thérèse no nisy azy mandrapahazoany ny CEPE. Teny Bazar Kely no fonenan'izy ireo tamin'izany hatramin'ny nialana tao Antsiranana ny taona 1985.

Teo amin'ny faha 3 taonany
Teo amin'ny faha 3 taonany