Dinika amin'ny Wikipedia:Dinika/tah3

Maro ny tsindry hazolena mahazo ny vahoaka madinika amin izao fotoana izao raha ny fandriampahalemana no jerena manokana ,miray tsikombakomba amin ny dahalo ny mpitandro filaminana , ireo dahalo no lasa maman ireo mpitandrofilaminana satria izy ireo dia afaka manome izay ilain izy ireo toy ny revy labiera moto vola ,omby hovonoina amina fety isakarazany,miangavy ny mpanaramasn manokana amin ny ady ami ny kolikoly,jereo manokana ny faritra be omby eto Madagasikara rehetra fa izay mpitandro filaminana amin ireny dia tena matevina sosy ka tsy mety hifindra toerana,karaman ny zandarma iray barety ve mba mahazo moto cross 250 yamaha ts ampy heritaona iaviana amin ireo toerana ireo , aty amim ny commine Miarinarivo fiv Andilamena Faritra Alaotra mangoro Toamasina dia samy manana moto isan olona ny zandarma akoatra ny trano bildina , mangataka mba hanaramaso ny fananany fa raha atao izany dia mety mitentina anjato tapitrisa ny zandarma iray , santiomany iray ity , misy olona iray namono olona nahafaty dia avositry ny zandarma satria manome vola telompolo tampitrisa ariary ny tompon ny maty tsy mahay taratasy matahotra fanjakana dia tsy hitany izay hataony farany mamaly mamono an ilay nahafaty indray dia vola hafa hoan ny zandarma koa izany avy aty Miarinarivo Andilamena Alaotr mangoro Toamasina

Retour à la page du projet « Dinika/tah3 ».