Dinika amin'ny Wikipedia:Dinika

Dernier commentaire : il y a 5 ans par Ny tsiambaratelon'ny Fahombiazana dans le sujet Ankarinarivo Andoharano CR Ambohimandroso FIV ambalavao Fianarantsoa MADAGASCAR

Ity pejy ity no pejin-dinika eto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy

1 2 3 4 5
6 7 8 9 10
12 13 14 15 16
17 18 19 20 21

Eto amin'ity pejy ity no hametrahana hafatra ho an'ny fikambanan'i (izay olona rehetra manoratra ato) Wikipedia amin'ny teny malagasy. Aza tonga dia ovaina avy hatrany ity pejy ity fa tsindrio eto rehefa hanampy fotokevitra vaovao.

Tsy miteny malagasy ? Don't speak malagasy ? jereo Dinika tsy miteny malagasy

Misaotra anao tompoko.

Ankarinarivo Andoharano CR Ambohimandroso FIV ambalavao Fianarantsoa MADAGASCAR hanova

Ankarinarivo Andoharano dia fokontany iray ao amin ny kaominina Ambohimandroso fivondronana Ambalavao Tsienimparihy anisan ny tany mahavokatra raha ny fambolena vary manokana no jerena satria dia mahavoka bary indroa ao anatin ny iray taona,na dia mbola fambolena nentim paharazana aza no mahazatra ny mponina atm dia manome eo amin ny dimy taonina ka hatramin ny folo taonina isaky ny hekitara ny voka bary miakatra (5t /10t/ha)

Tsara be tokoa io toerana io fa vao avy nandalo tany izahay Ny tsiambaratelon'ny Fahombiazana (resaka) 11 Mey 2018 à 08:35 (UTC)Répondre

TANTARAM-PIAINANA ANDRY RAJOELINA hanova

Mba anoraty izay manana e.

Fomba fijery Malagasy hanova

Andala-mpanoratana

Retour à la page du projet « Dinika ».