Ny ôkroga dia karazana fizaràna ara-pitantanana any amin' ny firenena eorôpeana tatsinanana miteny slava. Mety azo adika amin' ny hoe "distrika" na "faritra" na "kôntea"ny ôkroga. Hita izany any tao amin' ny Empira Rosiana, tao amin' ny Firaisana Sôvietika, ao amin' ny Federasiônan' i Rosia, tany Bolgaria (nosoloana ny hoe ôblasta), tany Pôlônia, ary any Serbia.

Atao hoe о́круг / okrug izany amin' ny teny rosiana.

Jereo koa hanova