Wikipedia miteny frantsay

Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Ny wikipedia miteny frantsay (fiteny frantsay: Wikipedia francophone, wikipédia en français) dia version'ny Wikipedia miteny frantsay: ny tsipeliny dia Wikipédia. Natomboka tamin'ny volana Martsa tamin'ny 2001 izy, misy lahatsoratra 800 000 mahery tamin'ny Martsa 2009 ary izy no fahatelo amin'ny Wikipedia ngeza indrindra eo aorian'ny wikipedia anglisy sy ny wikipedia miteny Alemana. Wikipedia ngeza indrindra izy amin'ny fiteny romana.

lôgô ny wikipedia frantsay

I Dasbot, mpikambana robo, dia nanoratra na nandika lahatsoratra maromaro tao amin'ny wikipedia frantsay, nanomboka nanoratra takelaka momba ny kaominin'i Frantsa iray mantolo izy. Ny data an'i Dasbot dia nadika tamina wikipedia hafa, amin'ny alalan'ny robo ihany koa.