Wikipedia:Tetikasa wiki

Ny tetikasa Wikipedia dia tetikasa afahan'ny mpandray anjara mandray anjara manodidona taranja manokana. Ao amin'ny tetikasa wikipedia no mahita ny fitaovana, ny adihevitra sy ny solosaina azo omena.

Misy tetikasa manana zana-tetikasa, ary misy ny sasany tsy manana ; mety betsaka ny mpandray anjara hita amina tetikasa sasany, ary misy hafa tsy dia mamory mpandray anjara firy. Aza matahotra misoratra anarana na manampy ny tetikasa tsy be mpiasa firy.

Ny tetikasa efa misokatra

Fiteny sy fanoratana
  • Kanji : Tetikasa mikasika ny famoronana lahatsoratra momba ny sinôgrama ampiasain'ny fiteny japoney, sinoa sy koreana. Raha mafantatra kanji na sinôgrama anaty fiteny iray ianao dia miaraha miasa amin'ny mpikambana efa nisoratra anarana tao !
Jeografia