Wikipedia:Tetikasa kanji/torolalana

Torolalana momban'ny fanamboarana takelaka hanova

Amin'ny fanamboarana takelaka, tsara apetraka ao amin'ilay lahatsoratra ny antsipirian'ny tantaran'ny kanji Japoney, ary koa ny antsipirian'ny fampiasany amin'ny fiteny sinoa sy amin'ny fiteny koreanina. Ho an'ny ohatra, jereo ny takelaka .

Ny tokony apetraka hanova

Ao amin'ny lahatsoratra mikasika ny kanji dia tsy maintsy apetraka ny fomba fanoratana, ny fanononana azy (amin'ny fiteny izay mampiasa azy raha misy), ny tantaran'ilay kanji, ny fotoana ianarana azy, ary raha afaka, ohatra fampiasana ilay kanji anaty fehezanteny. Raha afintina :

  • Apetraho eo amin'ny pejy famoronana ny fampahalalàna tianao hisy. Raha tsy mahay kanji ianao ka te-hanatsara ity raki-pahalalàna ity, jereo ny wikibolana miteny frantsay, ary soraty eo amin'ny fikarohana ny kanji tianao ho jerena.
  • Dikao eto amin'ny wiki amin'ny teny malagasy ny fampahalalàna momba ilay kanji. Aza hadino no mametraka fehezanteny.
  • Sokajio ilay lahatsoratra ao amin'ny sokajy [[sokajy:tetikasa kanji]], mba tsy ho sarotra tadiavina ilay kanji.

Inona ny tokony ho lohatenin'ny lahatsoratra miresaka momban'ny kanji ? hanova

Tsotra. Apetraho eo amin'ny fitaovana fikarohana fotsiny ny kanji ho resahina.

  • Ohatra : «  » ny ho lohatenin'ny kanji miresaka momban'ny kanji «  ».