Wikipedia:Fivoarana/*/Viraty


Viraty, tamin'ny 23 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Al,13.jpg|Ny Viraty tsy navadika|250px|ankavanana|thumb]]

Ny '''viraty''' dia zavatra simika manana eva '''Al''' ary manana [[isa atômika]] 13. Ny viraty dia zava-dehibe eto an-[[Tany]] satria viraty ny 1,5%-n'ny [[lanja]] tontaliny.

[[Sary:Lingot aluminium.jpg|Ny viraty navadika|250px|ankavanana|thumb]]

Ny viraty dia [[metaly]] mangirangirana ary malemy. Fantatra amin'izy sarotra harafesina ary amin'ny hamaivany.

Izy io anefa dia mora harefesina fa amin'ny rivotra iainana. Ny [[farit