Wikipedia:Fivoarana/*/Toska
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : Iray amin'ireo karazam-poko lehibe ao Albania, raha [[Gega]] ilay karazana iray. Mandrakotra ny tapany atsimon'i Albania izy ireo (atsimon'ny ony [[Shkumbin]]), [[Epiro]] ary ny tapany atsimon'i [[Masedoana]]. Noho ny tapany atsimo manakaiky an'i [[Italia]] sy [[Gresy]] dia manana toe-tsaina misokatra kokoa amin'ny any ivelany ny Toska raha oharina amin'ny Gega. Ortodoksa ny ankamaroan'izy ireo, ary ireo mponina orotdoksa vitsy an'isa (20 %) ao amin'io firenena io dia saika any atsimo avokoa