Wikipedia:Fivoarana/*/Saturn V
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : {{Orphan|date=Martsa 2010}} [[Sary:Ap4-s67-50531.jpg|200px|ankavanana|Ny mpanipy saturn V]] '''Saturn V''' dia anarana [[mpanipy]] ampiasain'ny [[NASA]] ho an'ny [[tetikasa Apollo]] sy [[skylab]] tamin'ny 1967 hatramin'ny 1972, tamin'ny fifaninanan'ny amerikana sy ny sovieika. [[Mpanipy]] manan-d[[rihana]], mampiasa [[ergol ranoka]], karazany farany amin'ny fianankavian'ny Saturn namboarin'i [[Wernher von Braun]] any amin'ny [[MSFC]] any [[Huntsville]], Alabama, miara-miasa amin'ny orinasa Bor