Wikipedia:Fivoarana/*/Sam Malin
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : {{Orphan|date=Martsa 2010}} '''Sam Malin''' (teraka tamin’ny 29 Septambra 1963), tera-tany Kanadiana, dia lehiben’orinasa mipetraka eto [[Madagasikara]]. Andriamatoa Malin no Tale Jeneralin’ny [[Madagascar Oil]], orinasa iray mpikaroka sy mpamokatra solitany sy etona fandrehitra, mifantoka indrindra amin’ny fitrandrahana ny fiandronan-tsolika « mavesatra » ambanin’ny tany ([[Bemolanga]] sy [[Tsimiroro]]) ary koa ny fandinihana ny tetikasa momba ny solitany tsy voadio sy ny etona fandrehitra mian