Wikipedia:Fivoarana/*/Ralambo
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : {{Orphan|date=Martsa 2010}} I [[Ralambo]] dia mpanjakan'ny fanjakana merina nanjaka tamin'ny [[taonjato faha 16]]. I Ralambo dia zanak'i [[Andriamanelo]], nandimby azy i Ralambo teo amin'ny fiketrahan'i [[Alasora]]. Notohizany ny politikana famelaran-tany an'i rainy ary tamin'izy avy naka ny [[faritany]] manodidonan'i Antananarivo, lasa [[Imerina-Ambaniandro]] ny anaran'ny fanjakany. Ambohidrabiby, vohitry ny raibeny avy amin'ny reniny anefa no nataon-dRalambo ho renivohitry ny fanjakany ary t