Wikipedia:Fivoarana/*/Rabiby


Rabiby, tamin'ny 22 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Hatramin'ny taonjato maro talohan' i J.K, dia maro ireo taranak'andriana jiosy no nifindra monina niala an'Israely, ka nidina nanaraka ny sisin'Afrika Atsinanana ary nizarazara namorona fanjakan'andriana tamin'izany [[faritra]] izany. Taranak'ireny andriana jiosy madio ireny ny Mpanjaka Rabiby (anarana jiosy tanteraka), niaina tamin'ny voalohan'ny taonjato faha-16 taorian' i J.K. Fianakavian'i Rabiby avokoa ireo mpanjaka misy rà jiosy taty Afrika Atsinanana. Ny Mpanjaka Rabiby dia taranaky ny Mp