Wikipedia:Fivoarana/*/Picardie


Picardie, tamin'ny 22 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Picardie in France.svg|220px|ankavanana|thumb|Ny faritan'i Picardie ao Frantsa]]

I '''Picardie''' dia [[faritra]] frantsay ara-tantara ary ara-pandraharahana any avaratr'i [[Frantsa]] isian departemanta telo : i Aisne, i Oise ary i Somme. Ny renivohi-paritra dia Amiens.

== Jeografia ==

Ny fisian'ny faritr'i Picardie dia any avaratry ny [[faritra]] Île-de-France, ambany hakitroka noho ireo [[faritra]] manodidona azy. Ny isam-ponina dia 1,9 tapitrisa mponina.

Ny fitenim-paritr tenenina