Wikipedia:Fivoarana/*/Kolikoly
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : Ny '''kolikoly''', na tsolotra, na risoriso dia fifanarahana ratsy miseho eo amin'ny ankolafiny anankiroa, amin'ny alàlan'ny fanolorana fanomezana na vola tsy ara-dalàna ho tambin'ny asa na fanomezana tombondahiny anankiray tsy ara-dalàna ihany koa. Azo sokajiana roa ny kolikoly dia ny kolikoly madinika, miseho amin'ny sarambabem-bahoaka, izay vola kely ihany no sarany raha oharina amin'ny faharoa. Ny anankiray dia ny kolikoly vaventy izay mety hisy tambajotrany mihitsy, miseho eo amin'ny orina