Wikipedia:Fivoarana/*/Kaominina


Kaominina, tamin'ny 22 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == Kaominina any [[Frantsa]] ==

Ny '''[[kaominina]]''' dia fizaram-paritra any Frantsa. Ny kaominina matetika dia tanàna. Ny velarantaniny dia mety miovaova araka ny toerana misy azy (ny be mponina indrindra, Paris, dia manana roa tapitrisa mponina, misy ihany koa ireo kaominina tsy misy olona mipetraka.

Tamin'ny 1 Janoary 2010, ny isan'ny kaominina dia 36 682 (112 eny amin'ny [[faritany]] ampitandranomasina) manerana an'i [[Frantsa]] (afatsy i Wallis-et-Futuna ary zanatany tsy misy olona mipe