Indus, tamin'ny 22 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny [[Indus]] (fantatra amban'ny anarany '''Sindh''' na '''Sindhu''' tamin'ny andro taloha, dia [[renirano]] any [[Pakistana]] nanome ny anarany an'i [[India]]. Ny loharanony dia any amin'ny tendrimbohitry ny [[Himalaya]] ary mizotra makany atsimo andrefana izy. Anisan'ny renirano masina any India ny Indus, miaraka amin'ny [[Gange]]. Ao amin'ny [[Ranomasin'ny Oman]] izy no miraraka.

== Jeografia ==
[[Sary:Indus.A2002274.0610.1km.jpg|250px|ankavanana|Thumb|Ny renirano Indus]]

Ny loharanon'i [[In