Hena, tamin'ny 22 Jolay 2011

hanova
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:FoodMeat.jpg|240px|ankavanana|thumb|hena]]

Ny atao hoe '''hena''' dia ireo sakafo izay misy hozatra, miaraka amina tavin-kena, ra, fitatitra, tsinay na jabora. Izy io dia mety vokatry ny fiompiana na vokatry ny fihazana. Ny fihinanana hena dia iadian-kevitra ary tsindraindray mifady hena ny kolontsaina na ny finoana sasany. Azo raisina ohatra izao ny mozilmana na ny jiosy samy mifady henan-kisoa fa tsy mifady hena hafa, raha vao vonoina araka ny fombany ilay biby.

== Dika ara-dalàna ==