Wikipedia:Fivoarana/*/Fifampizarana


Fifampizarana, tamin'ny 22 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''« Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo. » (Jaona 15:14)
'''


Raha mamaky ny Filazantsara araka an’i Jaona toko faha 15 isika, dia mahalala tsara fa Jesosy no miteny eto, ary izay itenenany dia ireo mpianany fahizay. Eo amin’ny andininy manaraka eo dia  hitantsika ny fanomezan’i Jesosy zò vaovao ny mpianany : « Tsy hataoko hœ mpanompo intsony ianareo, fa ny mpanompo tsy mahalala izay ataon'ny tompony; fa efa nataoko hœ sakaiza ianareo, satria izay rehetra reko tamin'n