Wikipedia:Fivoarana/*/Fiangonana Katolika
Fiangonana Katolika, tamin'ny 22 Jolay 2011
hanova> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : == Ny niandohany == Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be tany teto [[Madagasikara]]. Fivavahana voalohany eto [[Madagasikara]]raha ny habetsahan'ny mpino no jerena ny '''[[Fiangonana]] Katolika'''. Mampiavaka ny fiangonana Katolika koa ireo Trano Fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny fiangonana Katolika. == Fivoarany == Niroborobo tokoa ny fiangonana