Wikipedia:Fivoarana/*/Andriatompokoindrindra


Andriatompokoindrindra, tamin'ny 21 Jolay 2011

hanova
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''ANDRIANTOMPOKOINDRINDRA''' dia anarana manana heviny lehibe.

Voalohany, Andriantompokoindrindra dia anaran'ny zanaka lahimatoan'ny mpanjaka Ralambo (1575-1610 aorian'ny Jesoa Kristy), tamin'ny andriambavy [[Ratompokoamandrainy]] Rabehavina izay zanak'i ny mpanjaka Andriamamilazabe. Tao Ambohimanjaka-Ambohimalaza ary no teraka i Andriantompokoindrindra tamin'ny faran'ny taonjato faha-16. Marihina fa ny mpanjaka Ralambo rainy dia nafenina ao antampon'Ambohidrabiby ary ny Andriambavy Rabehavina