Wikipedia:Fivoarana/*/Aljebra


Aljebra, tamin'ny 21 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{Orphan|date=Martsa 2010}}
Ny '''Aljebra''' dia rantsan'ny [[Matematika]] mandinika ny tao sy fanorenana sy ny konsepta (concept) avy aminy, toy ny [[maromiantoana]], [[fampirimana]] sy [[rafitra aljebrika]]. Miaraka amin'ny jeômetria, ny fandinihana, ny topolojia, ny fanakambanana (combinaison) ary ny teorian'ny isa, ny aljebra dia anisan'ny rantsan'ny matematika madio. Ny anjaran'ny aljebra lazaina hoe foton'ny aljebra dia matetika ianarana any am-pianarana.

== Jereo koa ==
* [[Matematika]]