Wikipedia:Fivoarana/*/Abogida


Abogida, tamin'ny 21 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''abogida''' na ''abugida'', dia karazana fombam-panoratana ampiasaina mba hanoratra ny feon'ny fiteny iray. Izy io dia eo anelanelan'ny abidy manoratra ny vaninteny sy ny abidy manasaraka tsara ny zanapeo sy ny renifeo ho litera manokana ; ny litera ao amin'ny abogida dia renifeo iray mitambatra amin'ny zanapeo iray miaraka. Ny vaninteny hafa na ny fanalana ny zanapeo miaraka dia soratana amin'ny alàlan'ny fanampiana diakritika iray.

== Teôria ==

Afaka aseho amin'ny alàlana abidy iray nof