Wikipedia:Efemerida/6 Aogositra

  • Andro fahatsiarovana ny zera baomba atômika nataon'ny tafika an'abakabaka amerikanina tao Hiroshima, Japana, tamin'ny 6 Aogositra 1945. Nahafaty olona efatra alina sy iray hetsy izany zera baomba izany.