Wikipedia:Efemerida/5 Febroary

Avy aty Andilamena Miarinarivo manao kolukoly ny mpitandro filaminana aty mila fanarahamaso ny fitondrampanjakana mahefa Samy manana moto lafo vidy daholo ny mpitandro filaminana azo Avy amin ny volambahoaka madinika olona mahafaty olona mandoa Vola dia tsy migadra amizao fotoana izao dia ea manimboka mamono olona indray ny mpitandro filaminana izay azo dia tifirina ho maty dia amboarina ny motif hoe dahalio raindahiny tratra nefa nangalatra akoho sy namaky trano