Hanokatra ny renilisitra

1817: Nahateraha'i Baha'u'llah. Irak'Andriamanitra hoan'ny vanim-potoana ankehitriny. Izy izay nitondra ny anarana hoe Mirza Husayn-Ali. Tao Teheran renivohitr'i Persa Izy no teraka. Izy no nitondra ny Finoana Baha'i.