Ny voamanitra dia karazam-boankazo kely manitra dia ny albomeninan' ny vihin' ny voa miendrika atody avy amin' ny hazo maniry manodidina amin' ny faritry ny zana-pehin-tany ao amin' ny fianakavian ny Myristicaceae, izay mahatratra 10 hatramin' ny 15 m. Atao hoe Myristica fragrans ny anarany ara-tsiansa.

Voamanitra
Voamanitra lena
Hazom-boamanitra