Ny Vanovolondavenona ny vano satroboninahitra volondavenona (Balearica regulorum) dia vorona ao amin'ny fianakavian'ny vano (Gruidae). Any amin'ny faritra atsinanana sy atsimon'i Afrika no misy azy, ary izy no vorona nasionalin'i Oganda.

Vanovolondavenona