Kaokaziana (vahoaka)

(tonga teto avy amin'ny Vahoakan' i Kaokazy)

Ny Kaokaziana na Vahoakan' i Kaokazy dia vondrona isan-karazany ahitana foko 50 mahery manerana ny faritra Kaokazy.