Universal Time Coordinate
Fotoana Maneran-tany voarindra, na UTC raha fintinina (anglisy universel Time coordinated, frantsay: Temps universel coordonné), g dia ny ora maneran-tany izay manan-kery ankehitriny ary nampidirina tamin’ny 1972.

Mampiasa UTC+03:00 i Madagasikara