Tsy afangaro amin'ny Tweeter Endrika:Infobox Orinasa
Twitter dia fitaovana afahana manao microblogage, tantanan'ny orinasa Twitter Inc. Izy dia afahan'ny mpampiasa mandefa hafatra fohy maimaimpoana, antsoina hoe tweets (« gazouillis »), amin'ny alalan'ny internet, na messagerie instantanée na koa SMS. Ireo hafatra ireo dia voafetra ho 14 lohalo.
Twitter dia noforonona ny 21 martsa 2006 izay notontosain'i Jack Dorsey, Evan Williams, Biz Stone ary Noah Glass, naseho ampahibemaso ny volana jolay tamin'io taona io ihany. Vetivety ihany ilay tranokala dia nalaza, izay nanambatra mampiasa hatramin'ny 500 tapitrisa maneran-tany ny febroary 2012[1], mpampiasa 200 tapitrisa eo no eo dia mampiasa Twitter in-dray fara-fahakeliny ao anatin'ny iray volana[2].
Ny fohiben'ny Twitter Inc. ao États-Unis, San Francisco. L'entreprise dispose de bureaux supplémentaires et de serveurs informatiques à New York.
Smartphones
hanovaAprès avoir lancé des versions différentes de ses applications selon la marque du smartphone, Twitter a uniformisé toutes ses applications mobiles en décembre 2011. Sous le nom de code Lets Fly[3], Twitter adopte une nouvelle interface simplifiée qui facilite l'accès à son compte et ses connexions[4].
Rohy hafa
hanova- Takelaka ofisialy
- Fanazavana antsary Archived Septambra 8, 2010 at the Wayback Machine
- ↑ Journal du Net (2012), lohateny Twitter dia tokony hiaotra ny mpampiasa 500 tapitrisa amin'ny faran'ny volana febroary
- ↑ Supplément (Supplementary Information Appendix for Links that speak: The global language network and its association with global fame) . novikarin'i Shahar Ronen, Bruno Gonçalves, Kevin Z. Hu, Alessandro Vespignani, Steven Pinker, César A. Hidalgo (PDF, 27 p)
- ↑ Let's Fly, Twitter blog, 8 décembre 2011
- ↑ Mise à jour de Twitter, nom de code : Fly Archived Febroary 3, 2012 at the Wayback Machine, Applicationiphone.com, 9 décembre 2011