Tsitsi Dangarembga

Tsitsi Dangarembga
Ankapobeny
Anarana Tsitsi Dangarembga
Teraka 1 Janoary 1959
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

Tsitsi Dangarembga dia mpanoratra, talen-koronantsary, mpanao asa soratra teraka ny 1 Janoary 1959.

Tamin’ny volana oktobra 2021, nahazo ny loka ho an’ny fandriampahalemana avy amin’ny Foara Boky Francfort i Tsitsi Dangarembga. Io loka tena manan-danja io, nomena valisoa 25.000 euros, dia iray amin'ireo manan-danja indrindra eo amin'ny tontolon'ny famoahana.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

  • Ao amin'i Freebase: [1]
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.