I Tsekôslôvakia dia fanjakana federaly tany Eorôpa Afovoany izay niforona tamin' ny volana Oktobra 1918 taorian' ny Ady Lehibe Voalohany, nefa rava tamin' ny 31 Desambra 1992.

Sainam-pirenen' i Tsekôslôvakia
Sarin-tanin' i Tsekôslôvakia

Ny fizàna an' i Tsekôslôvakia dia nieraka fiforonan' ny firenenena roa, dia ny Repoblika Tseky sy i Slôvakia.