Tritium
Ny tritium (T na 3H) dia miratoeran'ny hidirôzenina (toy ny deuterium). Ny tritium dia manana prôtôna iray su netirôna roa.
Ny mahasamihafa azy amin'ny deuterium dia ilay radioactivité ananany, mamoaka sandrahaka beta (β-) izy rehefa mivadika helium 3 (3He) Ny periôdiny dia 12,32 taona. Ny activité massique-ny dia misy 3,59×1014 Bq/g (soit 1 g = 359 TBq)
ToetraHanova
Toetra fizikaHanova
Ny lanjan'ny tritium dia 3,0160492. Mifangaro amin'ny rivotra izy rehefa anaty atmosfera ara-dalàna.
Toetra simikaHanova
Rehefa antonontonony ny hafanana sy ny tsindry, rivotra ny tritium (HT na T2). Rehefa misy oksizenina, manome rano misy tritium (rano «tritiée») izy, rehefa misy afo na hafanana ambonimbony (oksidasiona, tahaka ny miratoerana maivana H2). Rehefa maina nyrivotra, mivadika rano misy tritiée ny tritium rivotra ; 1 isan-jaton'ny tritium no lasa rano tritée afaka adin-dray, ary mihahaingana arakaraky ny hamandon'ny rivotra ny fivadihany ho rano tritiée.
RadioaktivitiaHanova
Ny tritium dia radioaktifa. 12,32 taona ny antsasa-piainany[1].
Mivadika helium 3 izy amin'ny fiota :
FanaovanaHanova
Ny tritium sy ny taozava-baventyHanova
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
Miteny frantsayHanova
- Fiche de synthèse du CEA sur la radiotoxicité du tritium.
- Guide pratique radioprotection du tritium
- Graphe de retombées de tritium liées aux essais nucléaires atmosphériques des années 1950-60, et idem pour le canada
|