Ny tranga Streisand dia trangan-javatra miseho amin'ny haino aman-jery rehefa tiana hafenina ny tranga na  zavatra na vaovao iray kanefa dia miteraka ny vokatra mifanohitra no mitranga .

Ny sary ny tananan'i Barbra Streisand tamin'ny ny niandohan'ny ny "tranga Streisand ".

Noho ny ezaka ataony mba hanafenana ilay zavatra misy dia mivadika amin'ilay niharam-boina ny tantara noho ny vokatry ny tranga Streisand.

Ny antsipirihany momba ny fomba fiteny "tranga Streisand" hanova

Ny teny hoe "tranga Streisand" dia vokatry ny tantara izay niseho tamin'ny 2003. Nandritra izany ny mpilalao sarimihetsika Barbra Streisand dia nanenjika teny amin'ny fitsarana ny mpanoratra sy mpaka sary an'abakabaka tsy miankina, Kenneth Adelman sy Pictopia.com mba hanasorana sy tsy hanaparitaka ny sarin'ny tananany[1],[2]. Endrika:M. dia nilaza fa naka sary manokana ny tanan'olo-tsotra mba handihihina ny fihotsaky ny tany amin'ny sisin-dranomasina manodidina ny tetikasa iray hafa[3]. Ny famoahana ny fitoriana dia nampahafantatra ilay sary tamin'ny akamaroan'ny amerikana. Maherin'ny 420,000 olona noho izany no nitsidika ilay tranokala ny volana manaraka iny[4].


Ohatra malaza hanova

2018 : vavahadin'i maman'i Lova, tantara nalaza tamin'ny tambazotra-tserasera socialy facebook

Lahatsoratra nentina nandravahana hanova

Endrika:Références

Appendices hanova

Related Articles hanova

  • Cybermanifestation
  • Haino aman-jery
  • Vokany piranha

Rohy ivelany hanova

  1. (English) California Coastal Records Project - Image 3850 - "Streisand Estate, Malibu" - California Coastline
  2. (English) Since When Is It Illegal to Just Mention a Trademark Online? - Mike Masnick, Techdirt, 5 janvier 2005.
  3. (en) « Barbra Sues Over Aerial Photos », The Smoking Gun, .
  4. (en) Paul Rogers, « La photo de la maison de Barbra Streisand devient un hit sur Internet », San Jose Mercury News, avec pour site miroir Californiacoastline.org, (consulté le 15 juin 2007).