Tompondakan'i Madagasikara Handball

Hatsangana amin’ny 13-22 jona 2024 izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Handball 2023, eto Antananarivo.

Ekipa enina ambin'ny folo no mifaninana amin'ny anaram-boninahitra roa:

Tompondakan’i Madagasikara Handball 2023

hanova
  • Vehivavy: THBC (Analamanga). Farany: THBC : MY-SAH HBC 17 : 15
  • Lahy: ASCO (Toliara). Farany: ASCO : AS Saint-Michel 33 : 30[2]

Jereo Koa

hanova