Tocantins
10°10′03″S 48°19′40″W / 10.167450°S 48.327660°W
Tocantins
| |||
![]() | |||
Velarantany | 277,620,9 km2 | ||
Isan'ny mponina | 1,511,460 | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | ![]() | ||
Fanjakana | NC | ||
Faritany | Tocantins | ||
Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC |

Tocantins, dia anisan'ny fanjakana federaly ao Brazila. Noforonina tamin'ny 1988 io faritany io avy amin'ny singa avaratr'i Goiás. Natomboka tamin'ny 1989 ny fanorenana ny renivohitra vaovao, Palmas, na dia maro aza ireo tanàna naorona tamin'ny fanjanahantany portogey afaka natao ho renivohitra.
Isam-ponina
hanovaNy tanàna be mponina indrindra dia Palmas, Araguaína, Gurupi ary Porto Nacional.
Mitombo haingana ny isam-ponin'ilay faritany toa ny isam-ponin'ny renivohiny. Olona mahery ny dimy alina sy iray hetsy no teraka na nifindra monina tao amin'ny faritan'i Tocantins.
Tanàna lehibe
hanova- Palmas – 299.127
- Araguaína – 180.470
- Gurupi – 86.647
- Porto Nacional – 53.010
- Paraíso do Tocantins – 51.252
- Araguatins – 35.761
- Colinas do Tocantins – 35.424
- Guaraí – 25.923
- Tocantinópolis – 22.870
- Dianópolis – 22.139
- Miracema do Tocantins – 18.248
Jereo koa
hanova- ((pt)) Governemantan'ny faritan'i Tocantins Archived Jolay 20, 2009 at the Wayback Machine
Jereo Koa
hanovaI Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tocantins |