Ny tigra (虎) no fahatelo amin'ny tsingerin'ny biby 12 taona izay miseho amin'ny zodiaka sinoa mifandraika amin'ny kalandrie sinoa.