Ny tetiarana (avy amin'ny teny grika fahiny γενεαλογία (genealogía) 'ny fanaovana ny firazanana') dia ny fandalinana ny fianakaviana, ny tantaram-pianakaviana ary ny fanarahana ny firazanany. Mampiasa fanadinadinana am-bava, firaketana ara-tantara, famakafakana fototarazo, ary firaketana an-tsoratra hafa ny mpandinika tetiarana mba hahazoana fanazavana momba ny fianakaviana iray sy hanehoana ny maha mpihavana sy ny firazanany.

Ny tetirazan'i Louis III, Duke of Württemberg (nanjaka 1568–1593)