Testamenta apokrifa

Testamenta apokrifa no iantsoana ireo soratra manana lohateny manomboka amin'ny hoe Testamenta nefa tsy hita ao anatin'ny Baiboly na ny Tanakh. Ny ankamaroan'izy ireo dia nosoratana teo anelanelan'ny fotoana nanoratana ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao.

Ireo testamenta apokrifaHanova

Ireto avy ireo testamenta apokrifa:

Vitsy ny testamenta apokrifa kristiana:

Jereo koaHanova