Tendrontany Atsimo

(tonga teto avy amin'ny Tendrontany atsimo)

Ny Tendrontany Atsimo dia ny teboka farany atsimo indrindra eto amin'ny Tany, izay mifanohitra amin'ny Tendrontany Avaratra. Ao amin'ny kôntinenta Antarktika no misy azy. Io no teboka ihaonan' ny laharan-jara hasina rehetra any atsimo indrindra.

Sarintanin'i Antarktika sy ny Tendrontany Atsimo.

Jereo koa hanova