Ny tavolo dia karazana zava-maniry anaovana koba. Ilazana ihany koa ny koba azo avy aminy ny teny hoe tavolo. Azo hanina ny tavolo sady ampiasaina indrindra koa hampiatoana fivalanana, hanamboarana dity ampiasaina amin' ny taratasy, hanenjanana lamba (vozona na lohatanan' akanjo).

Cornstarch mixed with water.jpg