TV plus Madagascar
(tonga teto avy amin'ny TV Plus Madagascar)
TV Plus Madagascar na koa TV Plus Madagasikara dia orinasa malagasy miasa amin'ny fandefasan-tsary amin'ny alalan'ny onja hertziana. I Nicolas Rabemananjara no talen'io orinasa io. Ao Antananarivo ihany no na io "chaine" io eo amin'ny bandy UHF : CH20 na 61,25 MHz.
Fandaharana
hanova- L'Invité du Zoma : fandaharana andraisana irkoa ireo olona manam-pahefana malagasy. Maharitra adin'ny iray sy roapolo minitra eo ho eo. Alefa aorian'ny Vaovao.
- Mlagasy izay maharitra eo amin'ny 1hatramin'ny 12 minitra.
- Journal : Vaovao an-tsary amin'ny teny frantsay, maharitra 15 minitra.
- Ny Aty Aminay : Fandaharana fampahalalana momba ny tanàna iray, hatreto dia eto Antananarivo sy ny manodidina ihany.
- Tanjaka : Fandaharana mitatitra fandaharam-potoana na fihaonana ara-panatanjahantena.
Hatry ny 28 Febroary 2020, azo jerena eo amin'ny Aterineto avokoa ireo fandaharana ireo eo amin'ny kanalina TV Plus Madagascar Replay[1].
Tsiahy
hanova2. www.tvplus-madagascar.com