BIOGRAPHIE hanova

Starkah,Fantatry ny maro,izay mitondra ny anarana ALINIAINA ONJAHERITIANA Kanto,Teraka ny 03 Aogositra 1998,tao BEFELATANANA Antananarivo,Tana 101.

CARRIERE MUSICAL hanova

Niandohany hanova

Nanomboka ny taona 2014 no nanoratra hira i Starkah,Efa hatramin'ny fahazazany moa no efa nanomboka tia mihira izy tany amin'ny fiangonana nisy azy.

nihira voalohany hanova

Ny taona 2017 izy no nanao sonia voalohany tao amin'ny AZ LABEL,anisan'ny nivoaka tao ny hira "Ho an'i Rafilahy","Moto","Nenina",Ny Fiandohan'ny taona 2019 kosa izy no niala tao noho ny antony maro samy hafa.

Evolution Music Label hanova

Ny 1 Mai 2020 no nijoro tamin'ny fomba ofisialy Ny Evolution Music Label izay Label nosokafany niaraka tamin'ireo mpanakanto namany toa an'i Jai'dy, Less Yk'a,sns... Nivoaka tao ny hira maro toy ny "Hanadino anao" , "Tsy sahy" , "Mbola tia" ,.. Tao ihany koa ny hira evanjelika niarahana tamin'I jAIDY TOY NY "Ray TSitoha","Sao tara loatra" sns...