Sovoka
Ny sovoka, amin'ny ankapobeny, dia fanatonana mangingina, antsokosoko mba hamely tampoka. Amin'ny lafiny iray, ny sovoka dia mikasika ny fanakekezana antsokosoko mba hanafika, na, rehefa miresaka momba ny olombelona, vehivavy ratsy fitondran-tena.
Siansa (teny avy amin'ny fototeny mitovy)
hanova- Amin'ny haiaratra, misy ny ata hoe rianaratra voasovoka izay vokatry ny fiovaovan'ny topam-pitaomana araka anjan'andriamby. Izany no ahavitana mpanova aratra ary koa ireo fatapera mandeha sovoka
Jereo koa
hanova- Sovok'ady : Ady tsy nampoizina
- Sovoka alina : Orana avy amin'ny andro alina, na fanafihana ny fahavalo amin'ny andro alina