Skotisma Zazavavy eto Madagasikara

Ny Skotisma Zazavavy eto Madagasikara dia fiombonan' ny fikambanana skoto zazavavy eto Madagasikara. Ahitana mpikambana miisa 25 152 ao tamin' ny taona 2008. Tamin' ny taona 1941 no niforonany ary lasa mpikambana ao amin' ny World Association of Girl Guides and Girl Scouts na Association mondiale des guides et éclaireuses izy tamin' ny taona 1963.

Ireto avy ny mpikambana ao:

  • ny Fanilon' i Madagasikara (Katô_lika)
  • ny Kiadin' i Madagasikara;
  • ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara (Prôtestanta)

Ireo fikambanana roa farany ireo dsia mpikambana koa ao amin' ny Firaisan' ny Skotisma eto Madagasikara - izay fiombonan' ny skoto eto Madagasikara mikambana ko_a ao amin' ny World Organization of the Scout Movement na Organisation mondiale du mouvement scout.

Jereo koa: hanova